salama e! sisi la famille no anarako ,Malagasy aho ary tanindrazako MADAGASIKARA ,17 taona aho ary mandray anjara ato anatin' ity site ny serasera ity , mbola mpianatra aho ary eny @ ambaratonga ambony no misy ahy ao @ CNTMAD , manana faniriana ho mpanao gazety aho rehefa rahatr' izay saigy mbola vao eo an-dalana ny mankany .4 mianaka izay no miara mipetraka ,ny raiko, ny mamako, izaho,ary ny andriko vavy aty ANDRANOMENA lalàna mankany AMBOHIBAO no misy ahy .tia miala voly nefa ihany koa tia manao fanatanjahatena .ny tena anarako dia NATACHA a saingy netiko fotsin'io diminutif io mba iavahako @ ny afa . ny zavatra tena mahafinaritra ahy dia ny mihira sy mandia fa eo ny lafin' hira no tena ilofisako mafyno sady mahafinaritra ahy kokoa ,ireny karazana hira slow , évangélique ireny no tena tiako fa tiako ihany koa anefa ny mihetsiketsika.olona sociable tsara ao ary azo ifampirarana tsara .mino aho fa ampy afantaranareo ahy ny identitéako ary matoky aho sy manatena fa ifandray tsara isika rehetra .misaotra betsaka